Articles
Articles
Infos
Useful and interesting informations
04-23-09
Ry havana sy tapaka isany,
Raikitra izany nty fandraisany ekipa gasy anjara aminy tournoi atao ao aminy lycee Diderot aminy Sabotsy 25 avril 2009. Koa manentana antsika tsirairay avy ho tonga han...
04-29-09
Miarahaba antsika rehetra,Misy namantsika Malagasy handao tanteraka an'i Kenya afaka fotoana fohy:- Fr Jean-Aimé RANDRIANIRINA (Jesuit - Hekima)- Fr Henri RATOMBONIAINA (Jesuit - Heki...
04-22-09
Miarahaba Tompoko,
Misy filazana vitsivitsy ireto ho antsika Malagasy rehetra eto Kenya ka indro holazaina eto ambany ny antsimpirihany:
1- Hisy ny Tournoi de Volley Ball ao amin'n...
05-06-09
Miarahaba antsika rehetra, Misy namantsika mivarotra 4/4 TURBO DIESEL MITSUBISHI PAJERO 3 doors, left hand, duty free. 5000 euro, , annee 96. Hoan'izay liana atsoy ny 073394410...
05-15-09
Miarahaba antsika rehetra,Ilazana isika fa ho fankalazana ny faha-37 taonan`ny fahaleovantenan`i Repoblikan`i Cameroun, dia hisy ny fety izay karakarain`ny tompon`andraikitra amin`izany eto Kenya ...
05-17-09
Filazana voaray,"Craft Fair and Family Funday"Asabotsy 23 mai 2009 ao amin'ny Kyuna Kindergarten any Kyuna Road, off Lower Kabete Road. Afaka mandray anjara mivarotra na mividy ihany koa. Raha mil...
05-25-09
Faly miarahaba antsika Malagasy rehetra eto Kenya,Araka ny fandaharam-potoana efa nolazaina tamin-tsika volana vitsivitsy lasa izay, dia hisy ny fankalazana ny fetin'ny reny hataontsika Malagasy e...
05-28-09
The eucharistic celebration for the first profession of three Brothers:
- Robert Francis Ndandala
- Rakotomalala Jean de Dieu
- Gabriel Kidenemariam
will take place at New Life...
06-13-09
Ry havana,Faly miarahaba antsika rehetra indray ary mirary antsika Malagasyisan-tokantrano eto Kenya ho tratry ny asaramanitra.Amin'izany fankalazana ny faha 49 taonan'ny nahazoana nyfahaleovanten...
08-31-09
Fiadanana sy Hafaliana An-kafaliana tanteraka no hiarahaba antsika tsirairay avy amin'izao fotoana izao ary miarahaba antsika tongasoa sy tafaverina eto KenyaAntenaina fa eo anivon ny fahasal...
09-16-09
Miarahaba antsika Malagasy rehetra eto Kenya,Araka ny vinavinam-programantsika amin'ity taona ity dia hisy ny fihaonam-be izay hotanterahina ny Asabotsy 3 oktobra 2009 ho avy izao ao amin'ny ASSUM...
09-19-09
Miarahaba an' i Eddy sy Fafa nanorina tokantrano, natao mariazy ny 19 Septambra 2009. Maroa fara sy dimby. Mirarys soa.
09-22-09
Fifi sy Martin RANAIVOSON dia mampilaza amintsika fa handeha hody any an-tanindrazana ato ho ato izy mivady.Ho fanaovam-beloma antsika mianakavy monina eto Kenya, dia fifaliana ho azy ireo ny mana...
09-22-09
Ry havana sy tapaka rehetra,Misaotra anareo tsy ankanavaka izahay tamin'ny nahatongavanareo maro be, nidodododo ary nitondra ny teny fankaherezana noho ny nahalasan'ilay zandry malalanay. T...
09-24-09
Fr. Tiamaro Alphonse, fms
Marist International Centre
Nairobi, Kenya
Androany, 24 Sept 2009
FANASANA
Faly miarahaba anareo tapaka sy namana Malagasy miasa sy monina et...
11-05-09
Ry malagasy mpiara-monina eto Nairobi (Kenya,).Araka ny resaka nifanaovan-tsika taminy fivoriana natao teny aminyAssumptionnist taminy 5 Octobre 2009, dia samy nanaiky isika ny hitadyhevitra ahafa...
11-22-09
Ry namana sy tapaka eto Nairobi (Kenya),
Misy namana malagasy vitsivitsy, nanomboka nanao fihaonana, fandinihana sy fifanakalozan-kevitra ny amin'ny fiainana kristiana.Io fiarahana io dia natao i...
12-09-09
Ry havana sy tapaka eto Nairobi (Kenya), Amin' izao fotoanan' ny Noely sy ny faran' ny taona 2009 manakaiky izao, dia nihevitra ny komity mba hanao izay azo ataon-tsika izay tafajanona eto N...
12-14-09
Ry Malagasy namana sy tapaka eto Kenya,
Misokatra ny fifaninanana "logo" ka toy izao ny andinindininy:
Mahazo mandray anjara daholo ny Malagasy rehetra ary ampirisihina manok...
12-22-09
Ry namana sy tapaka malagasy eto Nairobi (Kenya).Ilazana isika fa ny fety ny faran'ny taona 2009 dia ho atao ao an-tokantranon'i Brigitte sy Philip ny alin'ny 31 decembre 2009.Hisy 5,000ksh ...
01-06-10
Ry havana sy tapaka Malagasy monina eto Nairobi-Kenya.Dia faly indray ny Komity miarahaba antsika tsirairay avy ny amin'' ízao fahatratrarana ny taona vaovao 2010 izao.Ka dia ho taona feno ...
01-10-10
Petanque tournament at the french school on Saturday, January 16th.
**** Tratry ny taona daholo ho an'ireo zay mbola tsy nifankahita e. Izay handray anjara amin'ny fifaninanana tsipi...
01-10-10
Ry namana sy tapaka malagasy eto Nairobi (Kenya).Dia vita soa aman-tsara ny fitsarana ny fifaninana LOGO ka dia misaotra indrindra azy ireo 5 mianadahy, mianaka nandray anjara taminízany.Ny...
02-02-10
Ry Malagasy namana sy tapaka eto Kenya,
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny alalan'izao mailaka izao.
Araka ny efa fantatsika dia vita soa aman-tsara ny logo "Gasy Kenya". Nisy ny vinavinan-...
03-05-10
Ry Malagasy namana sy tapaka eto Kenya,Faly miarahaba anareo tsirairay avy. Ho fanomanana ny fetin'ny Paskaam-pifaliana ho antsika eto Kenya dia mangataka ny soso-kevitra avyaminareo izahay komity...
03-06-10
Izahay mivady, Philippe et Brigitte Mazille, sy ny fianakaviana, dia faly manasa anareo hanatrika Fotoampivavahana-Lamesa Fisaorana, izay hotarihin'i Mompera S.J. Jocelyn, ho f...
03-22-10
Ry namana sy tapaka eto Nairobi (Kenya),
Dia manakaiky indray ity ny 29 mars 2010, ny Paska 2010 ary ny fiarahantsika mitsangatsangana isaky ny Alatsinainy Paska.Dia faly indray izahay ko...
04-10-10
Craft Fair & Family Fun Day
Beatiful crafts for sale, and lots of fun activities for kids !
06-15-10
Miarahaba antsika rehetra, Araka ny tapaka tamin'ny fihaonanan'ireo vitsivitsy tratra tamin'ny famangiana natao ny Alahady 6 jona lasa teo, dia hiaraka hankalaza ny 50 taona nahazoana ny fahaleova...
Copyright © 2010 Gasykenya.
