Links News Contact Us About us Privacy Terms FAQ Add feedback Invite a friend Bookmark

Home Members Blogs Photos Groups Advertisement Infos
Articles
FANASANA - Fotoampivavahana-Lamesa Fisaorana
03-06-10

Izahay mivady, Philippe et Brigitte Mazille, sy ny fianakaviana, dia faly manasa anareo hanatrika Fotoampivavahana-Lamesa Fisaoranaizay hotarihin'i Mompera S.J. Jocelyn, ho fankalazana ny faha-80 taonan'i Bebe Zoé, nenibe, neninay, izay hatao ny Asabotsy 13 marsa amin'ny 3 ora tolakandro tsy diso, ao antokatranonay, Limuru Rd., Trio Estate No. 20, akaikin'ny Village Market, Gigiri.  

Ho an'ireo izay tsy afaka hanatrika ny Lamesa dia afaka tonga izy ireo manomboka amin'ny 5 ora hariva, hiara-hikorana sy hiara hisakafo amin'ny fianakaviana.

Ireo izay ho avy hanatrika ny Lamesa dia hiangaviana mba hanamafy izany antsoratra; toy izany koa ireo izay ho tonga hahafantarana ny isan'ny olona ho avy.

 

Samy ho tahian'izy Tompo, ary mandrapihaona

Copyright © 2010 Gasykenya.