Links News Contact Us About us Privacy Terms FAQ Add feedback Invite a friend Bookmark

Home Members Blogs Photos Groups Advertisement Infos
Articles
Fanaovam-beloma
04-29-09

Miarahaba antsika rehetra,

Misy namantsika Malagasy handao tanteraka an'i Kenya afaka fotoana fohy:

- Fr Jean-Aimé  RANDRIANIRINA (Jesuit - Hekima)
- Fr Henri RATOMBONIAINA (Jesuit - Hekima)
- Fr Jean Claude RALAIVAONIRINA (Jesuit - Hekima)
- Fr Elysé Alexis RARISON (Assumptionist)

Araka izany dia hotanterahantsika ny fanaovam-beloma an'izy ireo
amin'ny Alahady 10 mey 2009 ho avy izao eny amin'ny Assumptionist*  ka
hanasana antsika rehetra manomboka amin'ny 2ora sy sasany hariva
hatramin'ny 5 ora sy sasany
.

Samy mitondra tsakitsaky sy zava-pisotro.

Dia misaotra amin'ny fahatongavantsika maro ary mametraka ny veloma
mandra-pihaona tompoko.

Ny komity


* Toerana misy ny Assumptionist: ambadikin'ny Nakumatt Junction, Riara
Road, alohan'ny Ambassade d'Egypte misy ny Muraro Avenue amin'ny
hakavanan-dalana dia mivily eo.

Copyright © 2010 Gasykenya.