Links News Contact Us About us Privacy Terms FAQ Add feedback Invite a friend Bookmark

Home Members Blogs Photos Groups Advertisement Infos
Articles
Fankalazana ny fetin'ny Reny
05-25-09

Faly miarahaba antsika Malagasy rehetra eto Kenya,


Araka ny fandaharam-potoana efa nolazaina tamin-tsika volana vitsivitsy lasa izay, dia hisy ny fankalazana ny fetin'ny reny hataontsika Malagasy eto Kenya.

Fiaraha-misakafo sy mikorana ary milalao io andro io izay hotanterahana ny Asabotsy 30 mai 2009 izao manomboka amin'ny 12ora atoandro ao amin'ny tokantranon'i Tovo sy Cynthia Radert (Mac Apartments, Kingara Road).

Samy mitondra laoka sy zava-pisotro ihany amin'io fotoana io.

Dia manantena ny fahatongavantsika maro sady mampanantena fa hahafinaritra tokoa io andro hiarahantsika io.

Misaotra Tompoko


Ny Komity

PLAN

plan
Copyright © 2010 Gasykenya.