Articles
Fr. Tiamaro Alphonse, fms
Marist International Centre
Nairobi, Kenya
Androany, 24 Sept 2009
FANASANA
Faly miarahaba anareo tapaka sy namana Malagasy miasa sy monina eto Nairobi ny tenako. Faly ihany koa aho manasa anareo hamonjy ny "graduation ceremony" izay handraisako anjara amin'ny Zoma 02 octobra 2009. Tsar any mampahatsiahy anareo fa nandrato fianarana tao amin'ny universite katolika eto Karen, Nairobi ny tenako nandritra ny roa taona. Vita io fianarana io ary izay no antony hisian'io lanonana io. Koa mamerina ny fanasana anareo tsirairay avy. Ny fotoana dia manomboka amin ny 9 ora maraina.
Tsara ihany koa ny milaza aminareo fa handao ny Kenya ary hiverina any Gasikara ny tenako ny Asabotsy 03 oktobra 2009. Dia mametraka ny veloma mandra-pihaona sahady, indrindra moa fa ho an izay mety tsy ho tonga amin io fotoana io.
Misaotra
Fr Tiamaro, mariste
