Links News Contact Us About us Privacy Terms FAQ Add feedback Invite a friend Bookmark

Home Members Blogs Photos Groups Advertisement Infos
Articles
Valin'ny Fifaninanana Logo
01-10-10

Ry namana sy tapaka malagasy eto Nairobi (Kenya).

Dia vita soa aman-tsara ny fitsarana ny fifaninana LOGO ka dia misaotra indrindra azy ireo 5 mianadahy, mianaka nandray anjara taminízany.
Ny komity  voatondro niandraikitra izany fitsarana izany dia hanome antsika ny valiny ofisialy amin'ny fihaonn-tsika amin'ny 16 janvier 2010 any amin'ny Marista.
Dia manatena ny fahatongavan-tsika maro amin'izany fihaonana lehobe izany.
Dia samy ho tahian'Atra lehiobe daholo isika.
Ny Komity.

Copyright © 2010 Gasykenya.